<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 6:11 | And he shall put off his garments, and put on other garments, and carry forth the ashes without the camp unto a clean place. | Ny lehilahy rehetra amin' ny zanak' i Arona no mahazo mihinana izany. Ho anjara mandrakizay ho an' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby avy amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany; ho masina izay rehetra manendry izany. | Ny lahy rehetra amin' ny zanak' i Aarona no hihinana amin' izany. Lalàna tsy tapaka hatrany amin' ny taranakareo izany, ny amin' ny fanatitra atao amin' ny afo, ho an' ny Tompo. Ho masina izay rehetra hikasika izany. | Tout mâle d' entre les fils d' |