<-
->

Lev 4:31 And he shall take away all the fat thereof, as the fat is taken away from off the sacrifice of peace offerings; and the priest shall burn it upon the altar for a sweet savour unto the Lord; and the priest shall make an atonement for him, and it shall be forgiven him. Ary hesoriny avokoa ny saborany rehetra, tahaka ny fanesorana ny saboran' ny fanati-pihavanana; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin' ny alitara ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy, dia havela ny helony. Halàny daholo ny sabora, toy ny fanalàna ny sabora amin' ny sorom-pihavanana ka hodoran' ny mpisorona hanetona eo ambonin' ny otely, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. Toy izany no hanaovan' ny mpisorona ny fanonerana ho an' izany olona izany, dia ho voavela ny otany. Il détachera ensuite toute la graisse comme on détache la graisse d' un sacrifice de communion et le prêtre la fera fumer à l' autel en parfum d' apaisement pour Yahvé. Le prêtre fera ainsi sur cet homme le rite d' expiation, et il lui sera pardonné.