<-
->

Lev 3:5 And Aaron' s sons shall burn it on the altar upon the burnt sacrifice, which is upon the wood that is on the fire: it is an offering made by fire, of a sweet savour unto the Lord. Ary ireo zanak' i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin' ny alitara miaraka amin' ny fanatitra dorana izay eo ambonin' ny kitay eo amin' ny afo; dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah izany. Hodoran' ny zanak' i Aarona izany hanetona eo ambonin' ny otely, eo ambonin' ny sorona dorana voapetraka eo ambony kitay hazo eo amin' ny afo. Sorona atao amin' ny afo izany, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. Les fils d' Aaron feront fumer cette part à l' autel en plus de l' holocauste, sur le bois placé sur le feu. Ce sera un mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé.