<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 27:14 | And when a man shall sanctify his house to be holy unto the |
Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an' i Jehovah, dia hotombanan' ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon' ny mpisorona tombany no izy. | Raha misy olona manamasina ny tranony manokana azy ho an' ny Tompo, dia hotombanan' ny mpisorona araka ny hatsarany na haratsiany ny trano, ka izay tombany ataon' ny mpisorona no harahina. | Si un homme consacre sa maison à |