<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 25:4 | But in the seventh year shall be a sabbath of rest unto the land, a sabbath for the |
fa ny taona fahafito kosa ho tena fitsaharana ho an' ny tany, dia sabata ho an' i Jehovah; aza mamafy amin' ny taninao ianao, ary aza mamboatra ny sahanao. | Fa ny taona fahafito kosa dia ho sabata fitsaharana lehibe ho an' ny tany, sabata fankalazana an' ny Tompo, ka tsy hamafy amin' ny taninao hianao na handrantsana ny voalobokao. | Mais en la septième année la terre aura son repos sabbatique, un sabbat pour |