<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:20 | And the priest shall wave them with the bread of the firstfruits for a wave offering before the |
Ary ny mpisorona hahevaheva ireo mbamin' ny mofon' ny voaloham-bokatra ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan' i Jehovah mbamin' ny zanak' ondrilahy roa koa; ireo dia ho masina ho an' i Jehovah ho anjaran' ny mpisorona. | Hahevahevan' ny mpisorona ireny miaraka amin' ny mofo santa-bokatra ho fanatitra ahevaheva, eo anatrehan' ny Tompo, mbamin' ny zanak' ondry roa, dia ho voatokana ho an' ny Tompo, ka ho anjaran' ny mpisorona. | Le prêtre les offrira en geste de présentation devant |