<-
->

Lev 22:21 And whosoever offereth a sacrifice of peace offerings unto the Lord to accomplish his vow, or a freewill offering in beeves or sheep, it shall be perfect to be accepted; there shall be no blemish therein. Ary raha misy manatitra fanati-pihavanana ho an' i Jehovah, na ho fanatitra hanalany voady, na ho fanati-tsitrapo, na omby izany, na ondry, na osy, dia ny tsara izay tsy misy kilema na kely akory aza no hateriny mba hankasitrahana azy. Raha misy olona manatitra biby fiompy vaventy na madinika amin' ny Tompo, hatao sorom-pihavanana, na ho fanalam-boady izany, na ho fanomezana an-tsitra-po, dia tsy maintsy ho tsara mihitsy ny hatao sorona mba hankasitrahana azy, tsy tokony hanan-kilema akory izy. Si quelqu' un offre à Yahvé un sacrifice de communion pour s' acquitter d' un voeu ou pour faire un don volontaire, de gros ou de petit bétail, l' animal devra, pour être agréé, être sans défaut ; il ne s' y trouvera aucune tare.