<-
->

Lev 22:18 Speak unto Aaron, and to his sons, and unto all the children of Israel, and say unto them, Whatsoever he be of the house of Israel, or of the strangers in Israel, that will offer his oblation for all his vows, and for all his freewill offerings, which they will offer unto the Lord for a burnt offering; Mitenena amin' i Arona sy ny zanany ary ny zanak' Isiraely rehetra hoe: Na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo amin' ny Isiraely, no manatitra ny fanatiny ho fanatitra hanalany voady na ho fanati-tsitrapony, izay hateriny ho an' i Jehovah ho fanatitra dorana, Mitenena amin' i Aarona sy ny zanany mbamin' ny zanak' Israely rehetra, ka lazao aminy hoe: Na zovy na zovy amin' ny zanak' Israely, na amin' ny vahiny eo amin' Israely manatitra ny fanatiny, na ho fanalam-boady, na ho fanomezana an-tsitra-po, ka ateriny amin' ny Tompo ho sorona dorana, Parle à Aaron, à ses fils, à tous les Israélites ; tu leur diras : Tout homme de la maison d' Israël, ou tout étranger résidant en Israël, qui apporte son offrande à titre de voeu ou de don volontaire et en fait un holocauste pour Yahvé,