<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:9 | And the priest shall take from the meat offering a memorial thereof, and shall burn it upon the altar: it is an offering made by fire, of a sweet savour unto the |
Ary ny mpisorona haka ny fanati-pahatsiarovana avy amin' ny fanatitra hohanina ka handoro azy ho fofona eo ambonin' ny alitara; dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah izany. | Havahan' ny mpisorona izay tsy maintsy haterina ho fahatsiarovana dia hodorany hanetona eo ambonin' ny otely; sorona atao amin' ny afo izany, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. | De l' oblation le prêtre prélèvera le mémorial, qu' il fera fumer à l' autel à titre de mets consumé en parfum d' apaisement pour |