<-
->

Lev 17:5 To the end that the children of Israel may bring their sacrifices, which they offer in the open field, even that they may bring them unto the Lord, unto the door of the tabernacle of the congregation, unto the priest, and offer them for peace offerings unto the Lord. mba ho entin' ny Zanak' isiraely ho an' i Jehovah eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, ho amin' ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an' i Jehovah izany. mba tsy hoe eny an-tsaha no hamonoan' ny zanak' Israely ny zavatra vonoiny, fa hoentiny amin' ny mpisorona, eo anatrehan' ny Tompo, ao anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hateriny ho sorona fihavanana amin' ny Tompo. Ainsi les Israélites apporteront au prêtre pour Yahvé, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, les sacrifices qu' ils voudraient faire dans la campagne, et ils en feront pour Yahvé des sacrifices de communion.