<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 15:14 | And on the eighth day he shall take to him two turtledoves, or two young pigeons, and come before the |
Ary amin' ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan' i Jehovah, eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin' ny mpisorona izy. | Amin' ny andro fahavalo hitondra domohina roa na vanto-boromailala roa izy, ka hankeo anatrehan' ny Tompo, eo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, ary homeny ny mpisorona izany. | Le huitième jour il prendra deux tourterelles ou deux pigeons et viendra devant |