<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 1:9 | But his inwards and his legs shall he wash in water: and the priest shall burn all on the altar, to be a burnt sacrifice, an offering made by fire, of a sweet savour unto the |
fa ny taovany, sy ny tongony kosa hosasany amin' ny rano; dia hodoran' ny mpisorona ho fofona izy rehetra eo ambonin' ny alitara; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. | Sasana amin' ny rano ny tsinainy aman-tongony, dia indray doran' ny mpisorona hanetona eo ambony otely avokoa izy rehetra. Sorona dorana izany, dia sorona atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. | L' homme lavera dans l' eau les entrailles et les pattes et le prêtre fera fumer le tout à l' autel. Cet holocauste sera un mets consumé en parfum d' apaisement pour |