<-
->

Lev 1:13 But he shall wash the inwards and the legs with water: and the priest shall bring it all, and burn it upon the altar: it is a burnt sacrifice, an offering made by fire, of a sweet savour unto the Lord. fa ny taovany sy ny tongony kosa hosasany amin' ny rano; dia ho entin' ny mpisorona izy rehetra ka hodorany ho fofona eo ambonin' ny alitara; ho fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. Hosasany amin' ny rano ny tsinainy aman-tongony, dia indray hatolotry ny mpisorona sy hodorany hanetona eo ambony otely avokoa izy rehetra. Sorona dorana izany, dia sorona atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. L' homme lavera dans l' eau les entrailles et les pattes et le prêtre offrira le tout qu' il fera fumer à l' autel. Cet holocauste sera un mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé.