<-
->

Isa / Iz 40:22 It is he that sitteth upon the circle of the earth, and the inhabitants thereof are as grasshoppers; that stretcheth out the heavens as a curtain, and spreadeth them out as a tent to dwell in: Izy no mipetraka amin' ny habakabaka ambonin' ny tany, ary ny mponina etý dia tahaka ny valala; Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; Izy no manerinerina eo ambonin' ny andohalambon' ny tany; ary ny mponina eo dia tahaka ny valala ihany; izy no namelatra ny lanitra tahaka ny voaly, sy nanenjana azy, hoatra ny lay hitoerana. Il trône au-dessus du cercle de la terre dont les habitants sont comme des sauterelles, il tend les cieux comme une toile, les déploie comme une tente où l' on habite.