<-
->

Eks 9:3 Behold, the hand of the Lord is upon thy cattle which is in the field, upon the horses, upon the asses, upon the camels, upon the oxen, and upon the sheep: there shall be a very grievous murrain. dia, indro, ny tànan' i Jehovah ho amin' ny bibinao izay any an-tsaha, dia amin' ny soavaly sy amin' ny boriky sy amin' ny rameva sy amin' ny omby ary amin' ny ondry aman' osy, ka hisy areti-mandringana mafy indrindra. dia indro ny tanan' ny Tompo hamely ny biby fiompinao izay any an-tsaha, na soavaly, na ampondra, na rameva, na omby aman' ondry, dia areti-mifindra mandripaka tokoa. voici que la main de Yahvé frappera tes troupeaux qui sont dans les champs, les chevaux, les ânes, les chameaux, les boeufs et le petit bétail, d' une peste très grave.