<-
->

Eks 7:16 And thou shalt say unto him, The Lord God of the Hebrews hath sent me unto thee, saying, Let my people go, that they may serve me in the wilderness: and, behold, hitherto thou wouldest not hear. dia lazao aminy hoe: Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo, no naniraka ahy nankaty aminao hanao hoe: Alefaso ny oloko mba hanompoany Ahy any an-efitra; fa, indro, tsy nihaino ianao mandraka ankehitriny. ary hianao hilaza aminy hoe: Nirahin' ny Tompo, Andriamanitry ny Hebrio, ho aty aminao, aho, hilaza aminao hoe: Avelao handeha ny vahoakako, hanompo ahy any an' efitra. Ary indro fa mandrak' izao dia tsy nety nihaino hianao. Tu lui diras : Yahvé, le Dieu des Hébreux, m' a envoyé vers toi pour te dire : "Laisse partir mon peuple, qu' il me serve dans le désert. " Jusqu'à présent tu n' as pas écouté.