<-
->

Eks 7:10 And Moses and Aaron went in unto Pharaoh, and they did so as the Lord had commanded: and Aaron cast down his rod before Pharaoh, and before his servants, and it became a serpent. Ary Mosesy sy Arona nankao amin' i Farao ka nanao araka izay efa nandidian' i Jehovah; dia natsipin' i Arona teo anatrehan' i Farao sy teo anatrehan' ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny. Dia nankany amin' i Faraona Moizy sy Aarona, nataony avokoa izay nandidian' ny Tompo azy ireo. Natsipin' i Aarona ny tehiny teo anoloan' i Faraona sy ny mpanompony, ka nanjary bibilava. Moïse et Aaron allèrent trouver Pharaon et firent comme l' avait ordonné Yahvé. Aaron jeta son bâton devant Pharaon et ses serviteurs, et il se changea en serpent.