<-
->

Eks 6:14 These be the heads of their fathers' houses: The sons of Reuben the firstborn of Israel; Hanoch, and Pallu, Hezron, and Carmi: these be the families of Reuben. Izao no lohan' ny fianakaviany: Ny zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona sy Karmy; ireo no fokom-pirenen-dRobena. Izao no loham-pianakavian' izy ireo: Zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Israely: Henoka, Falao, Hesrona ary Karmì. Ireo no fianakavian-dRobena. Voici leurs chefs de familles :Fils de Ruben, premier-né d' Israël : Hénok, Pallu, Héçron et Karmi ; tels sont les clans de Ruben.