<-
->

Eks 6:13 And the Lord spake unto Moses and unto Aaron, and gave them a charge unto the children of Israel, and unto Pharaoh king of Egypt, to bring the children of Israel out of the land of Egypt. Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy sy Arona ka nanome teny azy ho entiny ho any amin' ny Zanak' Isiraely sy ho amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, mba hitondra ny Zanak' Isiraely hivoaka avy amin' ny tany Egypta. Dia niteny tamin' i Moizy sy Aarona Iaveh ary nanafatra azy ny amin' ny zanak' Israely, sy ny amin' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, momba ny famoahana ny zanak' Israely, hiala amin' ny tany Ejipta. Yahvé parla à Moïse et à Aaron et les envoya auprès de Pharaon, le roi d'Égypte, pour faire sortir les Israélites du pays d'Égypte.