<-
->

Eks 6:1 Then the Lord said unto Moses, Now shalt thou see what I will do to Pharaoh: for with a strong hand shall he let them go, and with a strong hand shall he drive them out of his land. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ankehitriny ho hitanao izay hataoko amin' i Farao; fa ny tanako mahery no handefasany azy, ary ny tanako mahery no handroahany azy amin' ny taniny. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Tsy ho ela akory dia ho hitanao izay afitsoko an' i Faraona, fa noho ny tànana mahery dia handefa ireo handeha izy; noho ny tànana mahery dia handroaka azy hiala amin' ny taniny. Yahvé dit alors à Moïse : " Maintenant, tu vas voir ce que je vais faire à Pharaon. Une main forte l' obligera à les laisser partir, une main forte l' obligera à les expulser de son pays.