<-
->

Eks 4:28 And Moses told Aaron all the words of the Lord who had sent him, and all the signs which he had commanded him. Ary nambaran' i Mosesy tamin' i Arona izay teny rehetra efa nanirahan' i Jehovah azy sy izay famantarana rehetra efa nandidiany azy. Nampahalalain' i Moizy an' i Aarona avokoa ny teny nampitondrain' ny Tompo azy, sy ny famantarana rehetra nodidiny hataony. Moïse informa Aaron de toutes les paroles de Yahvé, qui l' avait envoyé, et de tous les signes qu' il lui avait ordonné d' accomplir.