<-
->

Eks 39:32 Thus was all the work of the tabernacle of the tent of the congregation finished: and the children of Israel did according to all that the Lord commanded Moses, so did they. Ary vita ny asa rehetra tamin' ny tabernakelin' ny trano-lay fihaonana; fa ny Zanak' Isiraely efa nanao araka izay rehetra nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Dia vita ny zavatra rehetra momba ny Fonenana, ny trano lay fihaonana; sady tanteraky ny zanak' Israely araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy avokoa. Izany no nataony. Ainsi furent achevés tous les travaux de la Demeure, de la Tente du Rendez-vous ; en tout les Israélites avaient fait comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.