<-
->

Eks 36:5 And they spake unto Moses, saying, The people bring much more than enough for the service of the work, which the Lord commanded to make. ka niteny tamin' i Mosesy hoe: Ny olona mitondra mihoatra lavitra noho izay hahavita ny fanompoana amin' ny asa nandidian' i Jehovah hatao. ka tonga teo amin' i Moizy nilaza hoe: Tafahoatra noho izay ilaina ny zavatra aterin' ny olona hahavitana ny asa nodidian' ny Tompo hatao. et dirent à Moïse : " Le peuple apporte plus qu' il n' en faut pour le travail que Yahvé a ordonné de faire. "