<-
->

Eks 34:28 And he was there with the Lord forty days and forty nights; he did neither eat bread, nor drink water. And he wrote upon the tables the words of the covenant, the ten commandments. Dia teo amin' i Jehovah efa-polo andro sy efa-polo alina izy sady, tsy nihinan-kanina na nisotro rano. Ary nosoratan' i Jehovah tamin' ny vato fisaka ny tenin' ny fanekena, dia ny Didy Folo. Efapolo andro sy efapolo alina Moizy no tao amin' ny Tompo tao; tsy nihina-mofo na nisotro rano akory. Ary nosoratan' ny Tompo tamin' ireo takelaka ny tenin' ny fanekem-pihavanana dia ny teny folo. Moïse demeura là, avec Yahvé, quarante jours et quarante nuits. Il ne mangea ni ne but, et il écrivit sur les tables les paroles de l' alliance, les dix paroles.