<-
->

Eks 34:10 And he said, Behold, I make a covenant: before all thy people I will do marvels, such as have not been done in all the earth, nor in any nation: and all the people among which thou art shall see the work of the Lord: for it is a terrible thing that I will do with thee. Ary hoy Izy: Indro, manao fanekena Aho, ka eo anatrehan' ny olonao rehetra no hanaovako zava-mahagaga, izay tsy mbola nisy natao tany amin' ny tany rehetra sy tany amin' ny firenena rehetra; ary ny olona rehetra izay itoeranao dia hahita ny asan' i Jehovah, fa mahatahotra izay zavatra efa hataoko amin' ny fiombako anao. Dia hoy Iaveh: Indro manao fanekem-pihavanana aho: Hanao zava-mahagaga eo anatrehan' ny vahoakanao rehetra aho; ka tsy mbola nisy nanaovana toy izany, na tany aiza na tany aiza, na firenena aiza na firenena aiza; ka ny vahoaka manodidina anao hahita ny asan' ny Tompo; fa mahatsiravina tokoa ny zavatra hataoko miaraka aminao. Il dit : " Voici que je vais conclure une alliance : devant tout ton peuple je ferai des merveilles telles qu' il n' en a été accompli dans aucun pays ni aucune nation. Le peuple au milieu duquel tu te trouves verra l' oeuvre de Yahvé, car c' est chose redoutable, ce que je vais faire avec toi.