<-
->

Eks 33:11 And the Lord spake unto Moses face to face, as a man speaketh unto his friend. And he turned again into the camp: but his servant Joshua, the son of Nun, a young man, departed not out of the tabernacle. Ary Jehovah niteny nifanatrika tamin' i Mosesy, tahaka ny olona miresaka amin' ny sakaizany. Ary niverina nankeo amin' ny toby izy; fa ny mpanompony, dia Josoa zatovo, zanak' i Nona, tsy niala tamin' ny lay. Ary Iaveh miresaka mifanatrika amin' i Moizy, mova tsy ny olona miresaka amin' ny sakaizany. Rahefa izany dia miverina mankany an-toby Moizy, fa Josoe zanak' i Nona, ilay zatovolahy mpanompony, tsy mba niala tao afovoan' ny trano lay. Yahvé parlait à Moïse face à face, comme un homme parle à son ami, puis il rentrait au camp, mais son serviteur Josué, fils de Nûn, un jeune homme, ne quittait pas l' intérieur de la Tente.