<-
->

Eks 33:1 And the Lord said unto Moses, Depart, and go up hence, thou and the people which thou hast brought up out of the land of Egypt, unto the land which I sware unto Abraham, to Isaac, and to Jacob, saying, Unto thy seed will I give it: Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy hoe: Mandehana miakatra hiala atý ianao sy ny firenena izay nentinao niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, ho amin' ny tany izay nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Ny taranakao no homeko azy. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mandehana, miaingà avy eto, hianao sy ny vahoaka nentinao niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, ho any amin' ny tany efa nampanantenaiko tamim-pianianana an' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba nataoko hoe: Homeko ny taranakao io. Yahvé dit à Moïse : " Va, monte d' ici, toi et le peuple que tu as fait monter du pays d'Égypte, vers la terre dont j' ai dit par serment à Abraham, Isaac et Jacob que je la donnerais à leur descendance.