<-
->

Eks 32:26 Then Moses stood in the gate of the camp, and said, Who is on the Lord' s side? let him come unto me. And all the sons of Levi gathered themselves together unto him. dia nijanona teo amin' ny vavahadin' ny toby Mosesy ka nanao hoe: Izay rehetra an' i Jehovah mankanesa etý amiko. Ary ny taranak' i Levy rehetra niangona teo aminy. Ka dia nijanona teo am-bavahadin' ny toby Moizy, nanao hoe: Mbà tonga aty amiko izay momba an' ny Tompo. Ary ny zanak' i Levì rehetra nivory nankeo aminy. Ka hoy izy tamin' ireo: et Moïse se tint à la porte du camp et dit : " Qui est pour Yahvé, à moi !" Tous les fils de Lévi se groupèrent autour de lui.