<-
->

Eks 30:13 This they shall give, every one that passeth among them that are numbered, half a shekel after the shekel of the sanctuary: (a shekel is twenty gerahs:) an half shekel shall be the offering of the Lord. Izao no haloan' izay rehetra voalamina, dia antsasaky ny sekely avy araka ny sekely masina (gera roa-polo ny sekely iray), eny, antsasaky ny sekely ho fanatitra ho an' i Jehovah. Izao no haloan' izay rehetra anatin' ny voaisa: antsasaky ny sikla araka ny sikla masina izay roa-polo gerà; antsasaky ny sikla no ho fanatitra halaina ho an' ny Tompo. Quiconque est soumis au recensement donnera un demi-sicle sur la base du sicle du sanctuaire : vingt géras par sicle. Ce demi-sicle sera un prélèvement pour Yahvé.