<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:1 | Now |
Ary Mosesy niandry ny ondry aman' osin' i Jetro rafozany, mpisorona tao Midiana, dia nitondra ny ondry aman' osy tany ankoatry ny efitra ka nankany Horeba, tendrombohitr' Andriamanitra. | Ary Moizy niandry ny biby fiompin' i Jetrao, rafozany, mpisorona tao Madiana. Nentiny nankany ankoatry ny efitra ny biby, ka tonga tany amin' ny tendrombohitr' Andriamanitra, tany Horeba, izy. |