<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 29:42 | This shall be a continual burnt offering throughout your generations at the door of the tabernacle of the congregation before the |
Ho fanatitra dorana mandrakariva izany hatramin' ny taranakareo fara mandimby, eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana eo anatrehan' i Jehovah, dia ao amin' izay hihaonako aminareo hiteny aminao | Sorona dorana tsy tapaka izay tsy maintsy hatolotrareo amin' ny taona mifandimby ao amin' ny fidirana ny trano lay fihaonana, eo anatrehan' ny Tompo, dia eo amin' izay hihaonako aminareo mba hitenenako aminao. | Ce sera un holocauste perpétuel pour toutes vos générations, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, en présence de |