<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:38 | And it shall be upon |
Ary ho eo ambonin' ny handrin' i Arona izy, mba ho entin' i Arona ny heloky ny zava-masina, izay hohamasinin' ny Zanak' Isiraely amin' ny fanomezany masina rehetra; ary ho eo amin' ny handriny mandrakariva izany, mba hankasitrahana eo anatrehan' i Jehovah ny olona. | Ho eo an-kandrin' i Aarona izy, mba hitondran' i Aarona ny heloka rehetra natao tamin' ny zava-masina izay hatokan' ny zanak' Israely ho fanatitra masina isan-karazany; ary ho eo an-kandriny lalandava izy eo anatrehan' ny Tompo mba hahitan' izy ireo sitraka amin' ny Tompo. | Elle sera sur le front d' |