<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 24:3 | And |
Dia tonga Mosesy ka nanambara tamin' ny olona ny teny rehetra izay nataon' i Jehovah sy ny fitsipika rehetra. Ary namaly indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: Ny teny rehetra izay nolazain' i Jehovah dia hataonay. | Dia tonga Moizy, nitondra tamin' ny vahoaka ny tenin' ny Tompo rehetra sy ny lalàna rehetra, ka indray niredona ny vahoaka ka namaly hoe: Izay teny rehetra voalazan' ny Tompo dia hotanterahinay avokoa. |