<-
->

Eks 19:20 And the Lord came down upon mount Sinai, on the top of the mount: and the Lord called Moses up to the top of the mount; and Moses went up. Ary Jehovah nidina nankeo an-tendrombohitra Sinay, dia teo an-tampon' ny tendrombohitra; ary Jehovah niantso an' i Mosesy hankeo an-tampon' ny tendrombohitra; dia niakatra Mosesy. Nidina Iaveh nankeo an-tendrombohitra Sinaia, dia teo an-tampon' ny tendrombohitra izany; ary Iaveh niantso an' i Moizy ho ao an-tampon' ny tendrombohitra, dia niakatra Moizy. Yahvé descendit sur la montagne du Sinaï, au sommet de la montagne. Yahvé appela Moïse au sommet de la montagne et Moïse monta.