<-
->

Eks 19:17 And Moses brought forth the people out of the camp to meet with God; and they stood at the nether part of the mount. Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin' Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin' ny tendrombohitra izy. Nentin' i Moizy nivoaka ny toby ny vahoaka, handeha hihaona amin' Andriamanitra; dia teo am-pototry ny tendrombohitra izy ireo no nijanona. Moïse fit sortir le peuple du camp, à la rencontre de Dieu, et ils se tinrent au bas de la montagne.