<-
->

Eks 18:23 If thou shalt do this thing, and God command thee so, then thou shalt be able to endure, and all this people shall also go to their place in peace. Raha hanao araka izany zavatra izany ianao, ka hilaza izay didy aminao Andriamanitra, dia haharitra ianao, ary izao olona rehetra izao koa dia ho tonga soa aman-tsara any amin' ny taniny. Raha manao izany hianao ka hatoron' Andriamanitra anao koa izay didiny, dia hahazaka izany hianao ary ny vahoaka koa ho tonga soa aman-tsara amin' izay halehany. Si tu fais cela et que Dieu te l' ordonne tu pourras tenir et tout ce peuple, de son côté, pourra rentrer en paix chez lui. "