<-
->

Eks 15:19 For the horse of Pharaoh went in with his chariots and with his horsemen into the sea, and the Lord brought again the waters of the sea upon them; but the children of Israel went on dry land in the midst of the sea. Fa niditra teo amin' ny ranomasina ny soavalin' i Farao sy ny kalesiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny, ary Jehovah nampikatona ny ranomasina taminy; fa ny Zanak' Isiraely kosa nandeha tamin' ny tany maina teo afovoan' ny ranomasina. Fa ny soavalin' i Faraona Sy ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny dia tafiditra ny ranomasina; Ka nosaforan' ny Tompo Ny ranon' ny ranomasina izy ireo, Ary ny zanak' Israely kosa nandia Tany maina teo afovoan' ny ranomasina. Car lorsque la cavalerie de Pharaon avec ses chars et ses cavaliers était entrée dans la mer, Yahvé avait fait refluer sur eux les eaux de la mer, alors que les Israélites avaient marché à pied sec au milieu de la mer.