<-
->

Eks 13:9 And it shall be for a sign unto thee upon thine hand, and for a memorial between thine eyes, that the Lord' s law may be in thy mouth: for with a strong hand hath the Lord brought thee out of Egypt. Dia ho famantarana ho anao eo amin' ny tananao ary ho fampahatsiarovana eo ambonin' ny handrinao izany, mba ho ao am-bavanao ny lalàn' i Jehovah: fa tanana mahery no nitondran' i Jehovah anao nivoaka avy tany Egypta. Ary ho anao dia ho toy ny famantarana mipetaka amin' ny tànanao izany sy ho toy ny fahatsiarovana tsy hiala eo anelanelan' ny masonao, mba ho eo am-bavanao ny lalàn' ny Tompo; satria tamin' ny tànany mahery no namoahan' ny Tompo anao tany Ejipta. Ce sera pour toi un signe sur ta main, un mémorial sur ton front, afin que la loi de Yahvé soit toujours dans ta bouche, car c' est à main forte que Yahvé t' a fait sortir d'Égypte.