<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 13:3 | And |
Dia hoy Mosesy tamin' ny olona: Tsarovy izao andro izao, izay nivoahanareo avy tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana, fa tamin' ny tanana mahery no nitondran' i Jehovah anareo nivoaka avy tany; koa aza misy mihinana izay misy masirasira. | Dia hoy Moizy tamin' ny vahoaka: Tsarovinareo ny andro nivoahanareo tany Ejipta, tamin' ny trano fanandevozana, fa tamin' ny herin' ny tànany no namoahan' ny Tompo anareo tany. Tsy hatao mihina-mofo misy lalivay. |