<-
->

Eks 13:15 And it came to pass, when Pharaoh would hardly let us go, that the Lord slew all the firstborn in the land of Egypt, both the firstborn of man, and the firstborn of beast: therefore I sacrifice to the Lord all that openeth the matrix, being males; but all the firstborn of my children I redeem. ary raha nanamafy ny fony ka tsy nandefa antsika Farao, dia novonoin' i Jehovah ny lahimatoa rehetra tany amin' ny tany Egypta, hatramin' ny lahimatoan' ny olona ka hatramin' ny voalohan-teraky ny biby; koa izany no anaterako ho an' i Jehovah ny lahy voalohan-teraka rehetra, fa ny lahimatoa rehetra amin' ny zanako dia soloako. Fa rahefa nikiry tsy nety nandefa anay Faraona dia novonoin' ny Tompo ny lahimatoa rehetra tamin' ny tany Ejipta, hatramin' ny lahimatoan' ny olona, ka hatramin' ny lahy voalohan-teraky ny biby. Izany no anolorako ny lahy voalohan-teraka rehetra ho sorona amin' ny Tompo sy hanavotako ny lahimatoa rehetra amin' ny zanako lahy. Comme Pharaon s' entêtait à ne pas nous laisser partir, Yahvé fit périr tous les premiers-nés au pays d'Égypte, aussi bien les premiers-nés des hommes que les premiers-nés du bétail. C' est pourquoi je sacrifie à Yahvé tout mâle sorti le premier du sein maternel et je rachète tout premier-né de mes fils. "