<-
->

Eks 12:51 And it came to pass the selfsame day, that the Lord did bring the children of Israel out of the land of Egypt by their armies. Ary tamin' izany andro izany indrindra no nitondran' i Jehovah ny Zanak' Isiraely nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta araka ny antokony. Ary tamin' izany andro izany indrindra no namoahan' ny Tompo tamin' ny tany Ejipta ny zanak' Israely voalamina isan-tokony. Ce jour-là même, Yahvé fit sortir les Israélites du pays d'Égypte, selon leurs armées.