<-
->

Eks 12:31 And he called for Moses and Aaron by night, and said, Rise up, and get you forth from among my people, both ye and the children of Israel; and go, serve the Lord, as ye have said. Dia nampaka an' i Mosesy sy Arona izy, raha mbola alina, ka nanao hoe: Mitsangàna, mialà eto amin' ny vahoakako ianareo sy ny Zanak' Isiraely, ary mandehana ka manompoa an' i Jehovah araka ny nolazainareo. Mbola alina dia nampaka an' i Moizy sy Aarona Faraona ka nanao taminy hoe: Mandehana miala eto amin' ny vahoakako hianareo sy ny zanak' Israely; mandehana manompo an' ny Tompo araka ny voalazanareo. Pharaon appela Moïse et Aaron pendant la nuit et leur dit : " Levez-vous et sortez du milieu de mon peuple, vous et les Israélites, et allez servir Yahvé comme vous l' avez demandé.