<-
->

Eks 12:25 And it shall come to pass, when ye be come to the land which the Lord will give you, according as he hath promised, that ye shall keep this service. Ary rehefa tonga any amin' ny tany izay homen' i Jehovah anareo araka izay nolazainy ianareo, dia tandremo izany fanompoana izany. Rahefa tafiditra any amin' ny tany homen' ny Tompo anareo hianareo, araka ny nampanantenainy, dia hotandremanareo izany fomba masina izany. Quand vous serez entrés dans la terre que Yahvé vous donnera comme il l' a dit, vous observerez ce rite.