<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 8:31 | Then we departed from the river of |
Dia niala teo amin' ny ony Ahava izahay tamin' ny andro faharoa ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany mba hankany Jerosalema; ary ny tànan' Andriamanitray nomba anay, ka Izy no namonjy anay tamin' ny tanan' ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana. | Niala teo amin' ny ony Ahavà, tamin' ny andro faharoa ambin' ny folon' ny volana voalohany izahay, ho any Jerosalema. Nomba anay ny tànan' Andriamanitray, ka namonjy anay tamin' ny tànan' ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dàlana. | Le douze du premier mois, nous quittâmes la rivière d' |