<-
->

2Mp 19:13 Where is the king of Hamath, and the king of Arpad, and the king of the city of Sepharvaim, of Hena, and Ivah? Aiza ny mpanjakan' i Hamata sy ny mpanjakan' i Arpada ary ny mpanjakan' ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva? Aiza avy ny mpanjakan' i Emata, ny mpanjakan' i Arfada, ny mpanjakan' ny tanàna Serfavaima, Anah ary Avah? Où sont le roi de Hamat, le roi d' Arpad, le roi de Laïr, de Sepharvayim, de Héna et de Ivva?"