<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 9:12 | And |
Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin' ny zava-manan' aina rehetra eo aminareo hatramin' ny taranaka fara mandimby: | Dia hoy Andriamanitra: Ity no famantaran' ny fanekena nataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin' ny zava-manana aina rehetra izay ao aminareo, amin' ny taranaka ho avy rehetra: | Et |