<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 41:51 | And |
Ary ny anaran' ny lahimatoa dia nataon' i Josefa hoe Manase; fa hoy izy: Andriamanitra efa nampanadino ahy ny fahoriako rehetra sy izay rehetra tao an-tranon' ny raiko. | Ka ny lahimatoa nataon' i Josefa hoe Manase, fa hoy izy: Efa nampanadinoin' Andriamanitra ahy ny fahoriako rehetra sy ny tranon' ikaky rehetra; |