<-
->

Gen / Jen 31:5 And said unto them, I see your father' s countenance, that it is not toward me as before; but the God of my father hath been with me. ka nanao taminy hoe: Hitako ny tarehin' ny rainareo, fa tsy mba miramirana amiko tahaka ny taloha; fa Andriamanitry ny raiko no efa nomba ahy. Dia hoy izy tamin' ireo: Hitako fa niova tamiko fa tsy tahaka ny taloha intsony ny tarehin-drainareo; fa efa nomba ahy Andriamanitry ny raiko. et il leur dit : Je vois à la mine de votre père qu' il n' est plus à mon égard comme auparavant, mais le Dieu de mon père a été avec moi.