<-
->

Gen / Jen 30:17 And God hearkened unto Leah, and she conceived, and bare Jacob the fifth son. Ary Andriamanitra nihaino an' i Lea, dia nanan' anaka izy ka niteraka zazalahy fahadiminy tamin' i Jakoba. Ary nihaino an' i Lià Andriamanitra ka nanana anaka izy, dia nitera-dahy fanindiminy tamin' i Jakoba; Dieu exauça Léa, elle conçut et elle enfanta à Jacob un cinquième fils;