<-
->

Gen / Jen 27:7 Bring me venison, and make me savoury meat, that I may eat, and bless thee before the Lord before my death. Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan' i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho. Itondray haza aho, ka anaovy nahandro tsara hohaniko, mba hitsofako rano anao eo anatrehan' ny Tompo alohan' ny hahafatesako. Apporte-moi du gibier et apprête-moi un régal, je mangerai et je te bénirai devant Yahvé avant de mourir.